Publication

Alahady 21 Martsa 2021: Alahadin’ny SAF/FJKM

Ry havana,

« Ho aminareo mandrakariva anie ny Fiadanan’i Jesoa Kristy Tompo »

Misaotra an’Andrimanitra fa noho ny fahasoavany dia tonga indray ny Alahady hitondrana am-bavaka ny SAF/FJKM amin’ny faha-21 Martsa 2021 ho avy izao.

Indro zaraina amintsika ny fandaharana iombonana.

Dia manao veloma finaritra amin’ny anaran’I Jesoa Kristy.

FANDAHARANA IOMBONANA SAFFJKM