Araka ny fandaminana eto amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara dia ny Alahady 16 Martsa no natokana ho Alahady itondrana am-bavaka ny SAF/FJKM amin’ity taona 2025 ity.
Indro zaraina eto ny fandaharana fanompoampivahana iombonana sy ny hafatra hovakiana amin’ny Fiangonana amin’io fotoana io.


