Nos actualités

Alahadin’ny SAF/FJKM

FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 17 Martsa 2019

Fotoana hitondrana am-bavaka ny SAF/FJKM sy ny asa tanterahiny ny Alahady 17 Martsa 2019. Koa am-pifaliana no hanolorana ny fandaharana iombonana mandritry ny fanompoam-pivavahana amin’izany.