Nos actualités

Distribution of kits for the FJKM Volunteers
Distribution of kits for the FJKM Volunteers
🇱🇷 Last friday was dedicated to a review of the preparation and early actions with the representatives of the Volunteers from the 16 parishes of the Region of Analamanga.
The volunteers also benefited equipement support such as megaphones, raincoats, credit cards and flashlights. They are now ready to :
👍Conduct sensitization on actions before and after the disaster,
👍Help on the evacuation of affected people,
👍Collect and communicate reliable data
This support was delivered through the collaboration with Diakonie Katastrophenhilfe.

 

🇲🇬 Tontosa tamin’ny Zoma lasa teo ny fametrapetrahana ny fiomanana niaraka tamin’ireo solontenan’ny Volontera FJKM amin’ny Fitandremana 16 eto amin’ny Faritra Analamanga.
Nisy ihany koa ny tohana amin’ny fampitaovana ireo vondrona #volontera FJKM ireo toy ny « mégaphones », »imperméables »;fahana, « sifflets » ary « lampe de poche ». Hirotsaka izy ireo amin’ny:
👍Fanentanana manodidina ny rivodoza sy ny fihetsika mialoha sy aorian’ny loza,
👍 Fanampiana amin’ny famindràna sy fiahiana ireo tra-boina,
👍 Fampiakarana vaovao mari-pototra.
Izao no tontosa dia noho ny fiaraha-miasa tamin’ny Diakonie Katastrophenhilfe